Exodus 29:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vantotra ombilahy iray no haterinao isanandro ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana; ary diovy ny alitara amin’ny fanaovanao fanavotana ho azy; dia hosory koa izy hanamasinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Vantotr’ombalahy iray isan’andro no hatolotrao ho sorona noho ny ota, ho fanoneram-pahotana. Izany fanonerana izany no hanavotanao ny fahotana amin’ny ôtely, dia hanosotra azy ianao, hanamasinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Isan’andro dia hanolotra ombilahy iray ho sorona ahazoana famelan-keloka ianao. Hataonao izany hanadiovana ny alitara fisoronana; ary horarahanao diloilo ny alitara mba hanokanana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary vantotr'ombilahy iray no haterinao isan'andro ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana; ary diovy ny alitara, raha manao fanavotana azy ianao; ary hosory izy hanamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vantotra ombilahy iray no haterinao isanandro ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana; ary diovy ny alitara amin’ny fanaovanao fanavotana ho azy; dia hosory koa izy hanamasinana azy.
malagasy
Ary vantotr'ombilahy iray no haterinao isan'andro ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana; ary diovy ny alitara, raha manao fanavotana azy ianao; ary hosory izy hanamasina azy.