Exodus 29:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no hatolotrao eo ambonin’ny alitara: Zanak’ondry izay herintaona, roa isanandro isanandro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no hatolotrao eo ambonin’ny ôtely: zanak’ondry efa iray taona, roa isan’andro tsy tapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Zanakondry iray taona roa isan’andro no hatolotra tsy tapaka eo ambony alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no haterinao eo ambonin'ny alitara: zanak'ondry roa izay iray taona isan'andro isan'andro
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no hatolotrao eo ambonin’ny alitara: Zanak’ondry izay herintaona, roa isanandro isanandro,
malagasy
[Ny fanatitra isa-maraina sy isan-kariva] Ary izao no haterinao eo ambonin'ny alitara: zanak'ondry roa izay iray taona isan'andro isan'andro