Exodus 29:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ny zanak’ondry iray dia hatolotrao amin’ny maraina ary ny zanak’ondry iray kosa dia hatolotrao amin’ny hariva;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray amin’ireo zanak’ondry ireo hatolotrao ny maraina, ny iray kosa hatolotrao amin’ny aty takariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny iray hatolotra ny maraina, ary ny iray hatolotra ny hariva.
Malagasy Bible 1865
(ny zanak'ondry iray haterinao nony maraina, ary ny zanak'ondry iray koa haterinao nony hariva),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ny zanak’ondry iray dia hatolotrao amin’ny maraina ary ny zanak’ondry iray kosa dia hatolotrao amin’ny hariva;
malagasy
(ny zanak'ondry iray haterinao nony maraina, ary ny zanak'ondry iray koa haterinao nony hariva),