Exodus 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ento kosa i Arona sy ny zanany hankeo amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ka ampandroy amin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Dia ampandrosoy i Aarôna sy ireo zanany ho eo amin’ny fidirana amin’ny trano lay fihaonana, ka ampandroy amin’ny rano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ento hankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna sy ireo zanany lahy, dia ampandroy amin’ny rano fandroana.
Malagasy Bible 1865
Ary Arona Sy ny zanany dia ento hankeo amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ka ampandroy amin'ny rano izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ento kosa i Arona sy ny zanany hankeo amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ka ampandroy amin’ny rano.
malagasy
Ary Arona Sy ny zanany dia ento hankeo amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ka ampandroy amin'ny rano izy