Exodus 29:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hihaona amin’ny Zanak’Israely ao Aho ka hohamasinin’ny voninahitro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hihaona amin’ny zanak’i Israely eo Aho, ka ho voahasin’ny voninahitro izany fitoerana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hihaona amin'ny Zanak'Isiraely ao Aho, ka hohamasinin'ny voninahitro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hihaona amin’ny Zanak’Israely ao Aho ka hohamasinin’ny voninahitro izy.
malagasy
Ary hihaona amin'ny Zanak'Isiraely ao Aho, ka hohamasinin'ny voninahitro izy.