Exodus 29:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara; ary hohamasiniko koa i Arona sy ireo zanany mba hanao fisoronana ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohamasiniko ny trano lay fihaonana sy ny ôtely, hohamasiniko i Aarôna sy ny zanany, mba ho mpisorona manao fanompoana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenako mihitsy no hanokana ny Tranolay fihaonana sy ny alitara, tahaka ny hanokanako an’i Aharôna sy ny zanany lahy ho mpisorona ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hohamasiniko ny trano-lay fihaonana sy ny alitara; ary hohamasiniko koa Arona sy ny zanany mba ho mpisorona ho Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara; ary hohamasiniko koa i Arona sy ireo zanany mba hanao fisoronana ho Ahy.
malagasy
Ary hohamasiniko ny trano-lay fihaonana sy ny alitara; ary hohamasiniko koa Arona sy ny zanany mba ho mpisorona ho Ahy.