Exodus 29:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Honina eo amin’ny Zanak’Israely Aho ka ho Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Honina eo afovoan’ny zanak’i Israely Aho, dia Izaho no Andriamanitr’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitoetra eo anivon’ny Israelita Aho sady ho Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary honina eo amin'ny Zanak'Isiraely Aho ka ho Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Honina eo amin’ny Zanak’Israely Aho ka ho Andriamaniny.
malagasy
Ary honina eo amin'ny Zanak'Isiraely Aho ka ho Andriamaniny.Ary ho fantany fa Izaho no Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, mba honina eo aminy Aho; Izaho no Jehovah Andriamaniny.