Exodus 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ataovy eo amin’ny lohany ny fehiloha ary apetraho eo amin’ny fehiloha ny diadema masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy eo an-dohany ny hamama, ary ataovy eo amin’ny hamama ilay diademam-pahamasinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Apetraho eo an-dohany ny satroka fehiloha, ary apetraho amin’ny satroka fehiloha kosa ny marika maha voatokana.
Malagasy Bible 1865
ary ny hamama dia ataovy eo amin'ny lohany, ary ny diadema masina dia ataovy eo amin'ny hamama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ataovy eo amin’ny lohany ny fehiloha ary apetraho eo amin’ny fehiloha ny diadema masina.
malagasy
ary ny hamama dia ataovy eo amin'ny lohany, ary ny diadema masina dia ataovy eo amin'ny hamama.