Exodus 29:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary alao ny diloilo fanosorana ka andraraho amin’ny lohany dia hosory izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia alaovy ny diloilo fanosorana, ka aidino eo amin’ny lohany hanosoranao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia alao ny ilomasina fanokanana ka araraho eo an-dohany, ary atokany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary alao ny diloilo fanosorana, ka aidino amin'ny lohany, dia manosora azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary alao ny diloilo fanosorana ka andraraho amin’ny lohany dia hosory izy.
malagasy
Ary alao ny diloilo fanosorana, ka aidino amin'ny lohany, dia manosora azy.