Exodus 29:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento koa ireo zanany ka ampiakanjoy akanjo lava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ampandrosoy koa ireo zanany, ka ampiakanjoy ny tonîka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampanatony ireo zanakalahin’i Aharôna, ary ampanaovy ny akanjo vita peta-kofehy;
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanany dia ento koa, ka ampiakanjoy akanjo lava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento koa ireo zanany ka ampiakanjoy akanjo lava.
malagasy
Ary ny zanany dia ento koa, ka ampiakanjoy akanjo lava.