Exodus 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afehezo azy ireo ny fehikibo, dia amin’i Arona sy ireo zanany; asatrohy azy ireo koa ny satroka boribory; fa ho azy ireo ny fisoronana; ho lalàna maharitra izany. Dia toy izany no hanokananao an’i Arona sy ireo zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Aarôna sy ireo zanany samy etrao amin’ny fehikibo; ary ireo zanak’i Aarôna ampisatrohy mitra. Dia ho azy ireo, amin’ny lalàna mandrakizay ny fisoronana; ary hanokana an’i Aarôna sy ireo zanany ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
apetaho ny fehikibony sy ny satroka boribory. Manomboka hatreo dia ho anjara raikitra ho azy ireo ny fisoronana. «Ary toy izao no hanamarihanao ny fidiran’i Aharôna sy ny zanany lahy amin’ny raharahany:
Malagasy Bible 1865
Ary fehezo amin'ny fehin-kibo izy, dia Arona sy ny zanany, ary fehezo aminy ny satroka boribory; ary ho azy ny fisoronana ho lalàna mandrakizay. Dia toy izany no hanokananao an'i Arona sy ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary fehezo amin'ny fehin-kibo izy, dia Arona sy ny zanany, ary fehezo aminy ny satroka boribory; ary ho azy ny fisoronana ho lalàna mandrakizay. Dia toy izany no hanokananao an'i Arona sy ny zanany.