Exodus 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa avia ianao ankehitriny hirahiko ho any amin’i Farao hitondra ny Zanak’Israely oloko hivoaka avy any Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa handeha ianao amin’izao, irahiko any amin’i Faraôna, hitondranao mivoaka ny zanak’i Israely vahoakako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao ankehitriny izao dia irahiko ho any amin’ny Farao ianao. Mandehana, avoahy hiala avy any Ejipta ny Israelita vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Koa avia ankehitriny ianao hirahiko ho any amin'i Farao hitondra ny Zanak'Isiraely oloko hivoaka avy any Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa avia ianao ankehitriny hirahiko ho any amin’i Farao hitondra ny Zanak’Israely oloko hivoaka avy any Ejipta.
malagasy
Koa avia ankehitriny ianao hirahiko ho any amin'i Farao hitondra ny Zanak'Isiraely oloko hivoaka avy any Egypta.