Exodus 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Mosesy tamin’Andriamanitra: Iza moa aho no hankany amin’i Farao ka hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy any Ejipta?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy tamin’i Andriamanitra: «Inona moa aho no hankany amin’i Faraôna sy hitondra ny zanak’i Israely hivoaka avy any Ejipta?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy tamin’Andriamanitra: –Zinona moa aho no hankany amin’ny Farao ka hamoaka ny Israelita hiala avy any Ejipta?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Iza moa aho no hankany amin'i Farao sy hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any Egypta?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Mosesy tamin’Andriamanitra: Iza moa aho no hankany amin’i Farao ka hitondra ny Zanak’Israely hivoaka avy any Ejipta?
malagasy
Fa hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Iza moa aho no hankany amin'i Farao sy hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any Egypta?