Exodus 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Homba anao tokoa Aho! Ary izao no famantarana ho anao fa Izaho no naniraka anao: Rehefa entinao mivoaka avy any Ejipta ny olona dia hanompo an’Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Andriamanitra: «Homba anao Aho; ary izao no famantarana fa Izaho no naniraka anao: Rehefa tafavoakanao an’i Ejipta ny vahoaka, dia hanompo an’Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Andriamanitra hoe: –Homba anao tokoa Aho; ary izao no porofo fa Izaho no naniraka anao: rehefa avy namoaka ny vahoaka israelita avy tany Ejipta ianao, dia hanao fanompoam-pivavahana amiko eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Homba anao tokoa Aho; ary izao no famantarana ho anao fa Izaho no efa naniraka anao; rehefa entinao mivoaka avy any Egypta ny olona, dia hanompo an'Andriamanitra eto amin'ity tendrombohitra ity ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Homba anao tokoa Aho! Ary izao no famantarana ho anao fa Izaho no naniraka anao: Rehefa entinao mivoaka avy any Ejipta ny olona dia hanompo an’Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo.
malagasy