Exodus 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hoy Aho hoe: Hitondra anareo hiakatra Aho mba ho afaka amin’ny fahoriana atỳ Ejipta, ho any amin’ny tanin’ny Kananita, ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, dia ho any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Aho: Hoentiko ianareo hiakatra avy any Ejipta, izay amoretana anareo, ho any amin’ny tanin’ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina, any amin’ny tany tondra-dronono aman-tantely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa tapa-kevitra Izy fa hanaisotra anareo hiala amin’ny fahoriana atỳ ho any amin’ny tanin’ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita, dia tany tondra-dronono sy tantely.»
Malagasy Bible 1865
ary hoy Izaho: Hitondra anareo hiakatra Aho ho afaka amin'ny fahoriana atỳ Egypta ho any amin'ny tanin'ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ho any amin'izay tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hoy Aho hoe: Hitondra anareo hiakatra Aho mba ho afaka amin’ny fahoriana atỳ Ejipta, ho any amin’ny tanin’ny Kananita, ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, dia ho any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely.
malagasy