Exodus 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa Izaho mahalala fa tsy havelan’ny mpanjakan’i Ejipta handeha ianareo, tsia, na dia amin’ny tanana mahery aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro ihany fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy amin’ny tanana mahery;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa fantatro fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta raha tsy terem-pahefana mahery.
Malagasy Bible 1865
Kanefa Izaho mahalala fa tsy havelan'ny mpanjakan'i Egypta handeha ianareo, tsia, na dia amin'ny tanana mahery aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa Izaho mahalala fa tsy havelan’ny mpanjakan’i Ejipta handeha ianareo, tsia, na dia amin’ny tanana mahery aza.
malagasy
Kanefa Izaho mahalala fa tsy havelan'ny mpanjakan'i Egypta handeha ianareo, tsia, na dia amin'ny tanana mahery aza.