Exodus 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Aza manakaiky etỳ; esory amin’ny tongotrao ny kapanao fa tany masina io ijoroanao io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Andriamanitra: «Aza manakaiky eto: esory ny kapa amin’ny tongotrao, fa tany masina io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO hoe: –Aza manatona ny roimemy! Esory ny kapa amin’ny tongotrao fa tany masina ny toerana ijoroanao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Aza manakaiky etỳ; esory ny kapanao amin'ny tongotrao, fa tany masina io ijanonanao io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Aza manakaiky etỳ; esory amin’ny tongotrao ny kapanao fa tany masina io ijoroanao io.
malagasy
Ary hoy Izy: Aza manakaiky etỳ; esory ny kapanao amin'ny tongotrao, fa tany masina io ijanonanao io.