Exodus 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, indro, ny fitarainan’ny Zanak’Israely dia tonga atỳ Amiko, sady hitako koa ny fampahoriana izay ampahorian’ny Ejiptiana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny dia indro fa tafasondrotra hatrany amiko ny fitarainan’ny zanak’i Israely, ary efa hitako ny fahoriany atambesatry ny Ejiptianina amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia efa tonga eto amiko ny fitarainan’ny Israelita, ary efa hitako koa ny fahoriana izay ampijalian’ny Ejiptianina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, indro, ny fitarainan'ny Zanak'Isiraely dia efa mby atỳ amiko, sady efa hitako koa ny fahoriana izay ampahorian'ny Egyptiana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, indro, ny fitarainan’ny Zanak’Israely dia tonga atỳ Amiko, sady hitako koa ny fampahoriana izay ampahorian’ny Ejiptiana azy.
malagasy
Ary ankehitriny, indro, ny fitarainan'ny Zanak'Isiraely dia efa mby atỳ amiko, sady efa hitako koa ny fahoriana izay ampahorian'ny Egyptiana azy.