Exodus 30:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova koa alitara handoroana ditin-kazo manitra; hazo akasia no hanamboaranao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanao ôtely fandorana emboka ianao, hataonao amin’ny hazo akasià;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
« Alitara iray no hamboarina amin’ny hazo mimôzà mba handoroana ny vovo-javamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova alitara handoroana ditin-kazo manitra; hazo akasia no hanaovanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova koa alitara handoroana ditin-kazo manitra; hazo akasia no hanamboaranao azy.
malagasy
[Ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra] Ary manaova alitara handoroana ditin-kazo manitra; hazo akasia no hanaovanao azy.