Exodus 30:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra voaisa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, no handoa ny anjara fanomezana ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy handoa ny hajian’i Iaveh avokoa ny lehilahy anatin’ny voaisa rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy amin’ny Israelita rehetra voaisa ka roapolo taona no ho miakatra.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra voalamina hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no handoa ny fanatitra ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra voaisa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, no handoa ny anjara fanomezana ho an’NY TOMPO.
malagasy
Izay rehetra voalamina hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no handoa ny fanatitra ho an'i Jehovah.