Exodus 30:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy indray NY TOMPO tamin’i Mosesy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy koa i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy indray NY TOMPO tamin’i Mosesy:
malagasy
[Ny tavy, sy ny diloilo fanosorana, ary ny ditin-kazo manitra] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: