Exodus 30:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo no hanasan’i Arona sy ireo zanany ny tongony aman-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hasianao rano, hangalan’i Aarôna sy ny zanany hanasany ny tanany aman-tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io rano io no hampiasain’i Aharôna sy ny zanany lahy, hanasany ny tongotra aman-tanany,
Malagasy Bible 1865
Ary eo no hanasan'i Arona sy ny zanany ny tongony aman-tanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo no hanasan’i Arona sy ireo zanany ny tongony aman-tanany.
malagasy
Ary eo no hanasan'i Arona sy ny zanany ny tongony aman-tanany.