Exodus 30:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanasa ny tongony aman-tanany mba tsy ho faty; ho lalàna maharitra aminy sy ireo zanany hatramin’ny taranany fara aman-dimby izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanasa ny tongony aman-tanany izy, ka tsy ho faty izy. Lalàna mandrakizay ho azy ireo izany, dia ho an’i Aarôna sy ny taranany amin’ny taona mifandimby.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy misasa tongotra aman-tanana izy mba tsy ho faty. Fepetra hanan-kery hatrany eo aminy sy ny taranany izany.
Malagasy Bible 1865
dia hanasa ny tongony aman-tànany izy, mba tsy hahafaty azy; ary ho lalàna mandrakizay aminy sy ny zanany izany hatramin'ny taranany fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanasa ny tongony aman-tanany mba tsy ho faty; ho lalàna maharitra aminy sy ireo zanany hatramin’ny taranany fara aman-dimby izany.
malagasy
dia hanasa ny tongony aman-tànany izy, mba tsy hahafaty azy; ary ho lalàna mandrakizay aminy sy ny zanany izany hatramin'ny taranany fara mandimby.