Exodus 30:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitsiranoka dimanjato sekela sy havozomanitra antsasak’izany, dia dimampolo sy roanjato, veromanitra dimampolo sy roanjato,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Makà amin’ny zava-manitra izay tsara indrindra, mira madio dimanjato sikla, ary ny antsasak’izany, dia sinama mamerovero dimampolo sy roan-jato sikla, veromanitra dimampolo sy roan-jato sikla,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Makà zava-manitra tsara indrindra: dia miora ranony dimy kilao, havozomanitra roa kilao sy sasany, kanelina manitra roa kilao sy sasany,
Malagasy Bible 1865
Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitete dimam-jato sekely sy havozomanitra antsasak'izany, dia dimam-polo amby roan-jato, sy veromanitra dimam-polo amby roan-jato
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitsiranoka dimanjato sekela sy havozomanitra antsasak’izany, dia dimampolo sy roanjato, veromanitra dimampolo sy roanjato,
malagasy
Makà zava-manitra tsara ho anao, dia miora mitete dimam-jato sekely sy havozomanitra antsasak'izany, dia dimam-polo amby roan-jato, sy veromanitra dimam-polo amby roan-jato