Exodus 30:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kasia dimanjato, araka ny sekela masina, ary diloilon’oliva eran’ny hina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kasa dimanjato sikla, araka ny sikla masina, ary diloilon’ôliva iray hina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary kasia dimy kilao, araka ny lanja fampiasa ao amin’ny Toeramasina, miampy diloilon’ôliva enina litatra.
Malagasy Bible 1865
sy kasia dimam-jato; araka ny sekely masina, ary diloilon'oliva eran'ny hina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kasia dimanjato, araka ny sekela masina, ary diloilon’oliva eran’ny hina*;
malagasy
sy kasia dimam-jato; araka ny sekely masina, ary diloilon'oliva eran'ny hina;
Recommended Reading