Exodus 30:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan’ny mpanao haro manitra, ho diloilo fanosorana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka amboary izany ho diloilo hanaovana ny fanosorana masina; ho zava-manitra voaharoharo araka ny asan’ny mpahay zava-manitra; dia izany no diloilo hanaovana ny fanosorana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpamboatra zava-manitra no hampifangaroharo azy hanjary ilomasina hampiasaina amin’ny lanonana fanokanana.
Malagasy Bible 1865
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan'ny mpangaroharo zava-manitra; ho diloilo fanosorana masina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan’ny mpanao haro manitra, ho diloilo fanosorana masina.
malagasy
dia amboary ho diloilo fanosorana masina izany, ho zavatra aharoharo, asan'ny mpangaroharo zava-manitra; ho diloilo fanosorana masina izany.