Exodus 30:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hosory amin’izany ny tranolay fihaonana sy ny vata misy ny Vavolombelona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Io no hanosoranao ny trano lay fihaonana, ny fiaran’ny vavolombelona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io no hampisaina mba hanokanana ny Tranolay fihaonana, ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana,
Malagasy Bible 1865
Ary hosory amin'izany ny trano-lay fihaonana sy ny fiaran'ny Vavolombelona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hosory amin’izany ny tranolay fihaonana* sy ny vata misy ny Vavolombelona,
malagasy
Ary hosory amin'izany ny trano-lay fihaonana sy ny fiaran'ny Vavolombelona,