Exodus 30:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny latabatra mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny fitoeran-jiro mbamin’ny fanaka momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy rehetra, ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka momba azy, ny ôtely fandoroan-java-manitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra,
Malagasy Bible 1865
sy ny latabatra mbamin'ny fanaka rehetra momba azy sy ny fanaovan-jiro mbamin'ny fanaka momba azy sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny latabatra mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny fitoeran-jiro mbamin’ny fanaka momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
malagasy
sy ny latabatra mbamin'ny fanaka rehetra momba azy sy ny fanaovan-jiro mbamin'ny fanaka momba azy sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,