Exodus 30:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ôtely fanaovan-tsorona dorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy varahina mbamin’ny faladiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny faladiany.
Malagasy Bible 1865
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany.
malagasy
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.