Exodus 30:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamasino ireo mba ho masina indrindra; ho masina izay rehetra mikasika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohamasininao ireo dia ho masina indrindra ary ho masina avokoa izay hikasika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vita fanokanana ireo, dia ho voatokana ho Ahy tokoa, ka izay rehetra mikasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza.
Malagasy Bible 1865
Ary hamasino ireo mba ho masina indrindra; ary ho masina izay rehetra manendry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamasino ireo mba ho masina indrindra; ho masina izay rehetra mikasika azy.
malagasy
Ary hamasino ireo mba ho masina indrindra; ary ho masina izay rehetra manendry azy.