Exodus 30:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Petaho takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ireo tandrony, ary asio sisiny volamena manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hopetahanao takela-bolamena madio ny tampony, ny lafiny manodidina, ny tandrony, ary hasianao koronosy volamena manodidina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony, ary hasiana sisiny volamena manodidina.
Malagasy Bible 1865
Ary petaho takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary asio koronosy volamena manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Petaho takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ireo tandrony, ary asio sisiny volamena manodidina azy.
malagasy
Ary petaho takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary asio koronosy volamena manodidina.