Exodus 30:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ity dia ho diloilo fanosorana masina ho Ahy hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Ho diloilo fanaovana fanosorana masina izany ho Ahy, hatrany amin’ny taranaka mifandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aorian’izany dia hambaranao amin’ny Israelita hoe: Ity no ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana. Fanompoana ny Tompo irery ihany no hampiasana azy eo amin’ny taranaka mifandimby.
Malagasy Bible 1865
Ary mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ity ho diloilo fanosorana masina ho Ahy hatramin'ny taranakareo fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ity dia ho diloilo fanosorana masina ho Ahy hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.
malagasy
Ary mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ity ho diloilo fanosorana masina ho Ahy hatramin'ny taranakareo fara mandimby.