Exodus 30:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy hihosotra amin’izany, na hisy haka tahaka ny fanamboarana azy na iza na iza; fa masina izany ka ho masina aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hararaka amin’ny tenan’ny olona izany, ary hamorona hafa tahaka an’io ianareo amin’izay zavatra hamoronana an’io, fa zava-masina izany, ka tsy maintsy hataonareo ho zava-masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy misy olona mahazo mampiasa azy mba hihosorany, ary tsy misy mahazo manamboatra ilomanitra mitovy aminy; fa voatokana izany, ka tsy maintsy hajaina ny maha voatokana azy.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hihosoran'ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masina izy ka ho masina aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy hihosotra amin’izany, na hisy haka tahaka ny fanamboarana azy na iza na iza; fa masina izany ka ho masina aminareo.
malagasy
Aoka tsy hihosoran'ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masina izy ka ho masina aminareo.