Exodus 30:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mampiharo izay mitovy amin’izany, ary izay rehetra manosotra izany amin’ny vahiny, dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy hanamboatra tahaka an’io na hanosotra izany amin’ny olona tsy fanosotra azy, dia hofongorana tsy ho eo amin’ny fireneny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy maka tahaka manamboatra mitovy aminy, ka manosotra azy amin’ny tenan’ny olon-tsotra, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy.»
Malagasy Bible 1865
Na zovy na zovy mangaroharo izay tahaka azy, ary na zovy na zovy manosotra azy amin'ny vahiny dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mampiharo izay mitovy amin’izany, ary izay rehetra manosotra izany amin’ny vahiny, dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Na zovy na zovy mangaroharo izay tahaka azy, ary na zovy na zovy manosotra azy amin'ny vahiny dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.