Exodus 30:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Makà zava-manitra, dia natafa sy sekeleta ary helbena sy lebona tsy misy fangarony, atao mitovy lanja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Makà zava-manitra, ditin-kazo, ongila mani-pofona, galbanôma, zava-manitra sy emboka tsy mifaho zavatra hafa, izany rehetra izany ampitovio fatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Makà zava-manitra ianao: dia natafa, ôniksa, galbanoma, ary ramy madio. Ataovy mitovy fatra ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Makà zava-manitra, dia natafa sy sekeleta ary helbena sy lebona tsy misy fangarony, atao mitovy lanja.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo.