Exodus 30:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra manamboatra mitovy amin’izany ka mampiasa azy ho fofona manitra dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka na zovy na zovy hanao mitovy amin’izany hanamboloany ny havany, dia hofongorana tsy ho eo amin’ny fireneny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy manamboatra zava-manitra mitovy aminy hamofonany azy, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy.
Malagasy Bible 1865
Na zovy na zovy manao izay tahaka azy ho fanorohana dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra manamboatra mitovy amin’izany ka mampiasa azy ho fofona manitra dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Na zovy na zovy manao izay tahaka azy ho fanorohana dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.