Exodus 30:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio mason-drojo volamena roa eo ambanin’ny sisiny ka ataovy eo amin’ny sisiny roa ireo; amin’ny ilany roa no hanaovanao azy ka ho fitoeran’ny bao hilanjana azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanaovanao masom-bolamena roa izy eo ambanin’ilay koronosy eo amin’ny rirany roa, hataonao amin’ny laniny roa, hidiran’ny bao hitondrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy haba volamena roa avy hapetraka eo ambonin’ny sisiny an-daniny roa amin’ny alitara, ka hampidirana bao mba hilanjana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary asio vava volamena roa izy eo ambanin'ny koronosiny, ka ataovy eo amin'ny zorony efatra ireo; ary ho fitoeran'ny bao ireo hilanjana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio mason-drojo volamena roa eo ambanin’ny sisiny ka ataovy eo amin’ny sisiny roa ireo; amin’ny ilany roa no hanaovanao azy ka ho fitoeran’ny bao hilanjana azy ireo.
malagasy
Ary asio vava volamena roa izy eo ambanin'ny koronosiny, ka ataovy eo amin'ny zorony efatra ireo; ary ho fitoeran'ny bao ireo hilanjana azy.