Exodus 30:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary handoro ditin-kazo mani-pofona eo i Arona, koa isa-maraina, rehefa manamboatra ny fitoeran-jiro, no hanatanterahany azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo no handoroan’i Aarôna ny emboka; isa-maraina no handoroany azy, rehefa mamboatra ny lalampy izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isa-maraina dia handoro vovo-javamanitra eo i Aharôna rehefa hanadio ny fitoeran-jiro ao amin’ny Toeramasina,
Malagasy Bible 1865
Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; isa-maraina, raha mamboatra ny lela fanaovan-jiro, no handoroany izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary handoro ditin-kazo mani-pofona eo i Arona, koa isa-maraina, rehefa manamboatra ny fitoeran-jiro, no hanatanterahany azy;
malagasy
Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; isa-maraina, raha mamboatra ny lela fanaovan-jiro, no handoroany izany;