Exodus 30:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manolotra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana manontolo na fanatitra avy amin’ny zavamaniry; ary aza mandraraka fanatitra aidina eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misy atolotrareo eo ambonin’io ôtely io, na ny zava-manitra tsy masina na ny sorona dorana na ny fanatitra, ary aza araraka eo ny fanatitra araraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manolotra vovo-javamanitra tsy sahaza eo, na sorona dorana manontolo, na fanatitra vokatry ny tany; tsy handrarahana fanatitra divay koa eo ambonin’io alitara io.
Malagasy Bible 1865
Aza manatitra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana, na fanatitra hohanina; ary aza manidina fanatitra aidina eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manolotra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana manontolo na fanatitra avy amin’ny zavamaniry; ary aza mandraraka fanatitra aidina eo.
malagasy
Aza manatitra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana, na fanatitra hohanina; ary aza manidina fanatitra aidina eo.