Exodus 31:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe:
malagasy
[Ny nanendrena an'i Bezalila sy Oholiaba ho lohan'ny mpiasa] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: