Exodus 31:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanamiana amin’ny fombam-pivavahana, ny fanamiana masina ho an’i Aarôna mpisorona, ny fanamiana ho an’ny zanany, amin’ny raharaha-mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lamba fandrakofana ny fanaka, ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany,
Malagasy Bible 1865
ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny misorona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitafiana fitondra amin’ny fanompoana sy ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona sy ny fitafian’ireo zanany hoentiny manao fisoronana,
malagasy
ary ny fitafiana makarakara sy ny fitafiana masina ho an'i Arona mpisorona sy ny fitafian'ny zanany ho entiny misorona,