Exodus 31:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin’ny fitoerana masina. Araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny zava-manitra fandoro eo amin’ny fitoerana masina. Hotanterahiny avokoa izay rehetra nandidiako anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana, ary ny vovo-javamanitra voatokana ho an’ny Toeramasina. Hanaraka tanteraka ny torolalana izay nandidiako anao ny mpahay taozavatra amin’ny fanaovana ireo rehetra ireo.
Malagasy Bible 1865
ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin'ny fitoerana masina: araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin’ny fitoerana masina. Araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon’ireo.
malagasy
ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo manitra ho ao amin'ny fitoerana masina: araka izay rehetra nandidiako anao no aoka hataon'ireo.