Exodus 31:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
malagasy
[Ny amin'ny fitandremana ny Sabata] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: