Exodus 31:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an’NY TOMPO: Izay rehetra manao raharaha amin’ny andro Sabata dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andro enina no hiasana fa ny andro fahafito ho andro fitsaharana amin’ny asa rehetra, dia voatokana ho an’i Iaveh. Koa na zovy na zovy no hanao asa amin’ny andro sabata dia hoheloin-ko faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy andro enina hiasana isan-kerinandro, fa ny andro fahafito dia sabata, andro fitsaharana voatokana ho Ahy TOMPO. Koa izay olona rehetra miasa amin’ny andro sabata dia hovonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an'i Jehovah: izay rehetra manao raharaha amin'ny andro Sabata dia hatao maty tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an’NY TOMPO: Izay rehetra manao raharaha amin’ny andro Sabata dia hovonoina ho faty.
malagasy
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an'i Jehovah: izay rehetra manao raharaha amin'ny andro Sabata dia hatao maty tokoa.