Exodus 31:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotandreman’ny Zanak’Israely ny Sabata ka hankatoaviny hatramin’ny taranany fara aman-dimby, fa fanekena mandrakizay izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy hitandrina sy hankalaza ny sabata ny zanak’i Israely mbamin’ny taranaka mandimby azy, ho fanekena mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy hajain’ny Israelita isaky ny taranaka mifandimby ny sabata satria fanekempihavanana raikitra izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin'ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotandreman’ny Zanak’Israely ny Sabata ka hankatoaviny hatramin’ny taranany fara aman-dimby, fa fanekena mandrakizay izany.
malagasy
Dia hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin'ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany.