Exodus 31:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa nofenoiko fanahin’Andriamanitra izy, amin’ny fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahalalana ny amin’ny taozavatra maro samihafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nofenoiko fanahin’Andriamanitra izy, dia fahendrena amam-pahiratan-tsaina sy fahaizana momba ny taozavatra rehetra hamoronany asa vaovao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nofenoiko ny Fanahiko mba ho tena kinga sy marani-tsaina ka mahalala ny haitao isan-karazany:
Malagasy Bible 1865
ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa nofenoiko fanahin’Andriamanitra izy, amin’ny fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahalalana ny amin’ny taozavatra maro samihafa,
malagasy
ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa: