Exodus 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro Aho efa nanome an’i Oholiaba, zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana, ho namany; ary ny fon’izay manan-talenta rehetra dia efa nasiako fahendrena mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nanampiko azy koa i Oôliaba, zanak’i Akisemeka, avy amin’ny fokon’i Dana, ary efa nasiako fahendrena ny fon’ny lehilahy mahay rehetra, mba hanaovany an’izay rehetra nandidiako anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nomeko ho lefiny i Ôhôliaba, zanakalahin’i Ahisamàka, avy amin’ny fokon’i Dana, sady efa nomeko ny fahakingana lehibe izay an’ireo mpahay taozavatra hafa koa. Izy ireo no hiaraka hanatanteraka izay rehetra nandidiako anao hatao:
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Izaho efa nanome an'i Oholiaba, zanak'i Ahisamaka, avy amin'ny firenen'i Dana, ho namany; ary ny fon'izay hendry rehetra dia efa nasiako fahendrena, mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro Aho efa nanome an’i Oholiaba, zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana, ho namany; ary ny fon’izay manan-talenta rehetra dia efa nasiako fahendrena mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao,
malagasy