Exodus 31:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy, ny fitoeran-jiro volamena tsy misy fangarony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny latabatra sy ny fanaka momba azy, ny fanaovan-jiro volamena madio sy ny fanaka rehetra momba azy, ny ôtely fandoroan-java-manitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro volamena madio sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra,
Malagasy Bible 1865
sy ny latabatra mbamin'ny fanaka momba azy, sy ny fanaovan-jiro tsara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy, ny fitoeran-jiro volamena tsy misy fangarony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
malagasy
sy ny latabatra mbamin'ny fanaka momba azy, sy ny fanaovan-jiro tsara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra