Exodus 32:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, avelao hanaovako azy fa hirehitra aminy ny fahatezerako ka haringako izy, fa ianao kosa dia hataoko firenena lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny avelao Aho, aoka hirehetan’ny fahatezerako izy ireo, ka horinganiko; fa ianao kosa hataoko firenena lehibe.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, avelao hanaovako azy: haringako amin’ny fahatezerako izy, fa ianao kosa hataoko firenena lehibe.»
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny avelao hirehitra aminy ny fahatezerako, ka haringako izy; fa hahatonga anao ho firenena lehibe Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, avelao hanaovako azy fa hirehitra aminy ny fahatezerako ka haringako izy, fa ianao kosa dia hataoko firenena lehibe.
malagasy
Koa ankehitriny avelao hirehitra aminy ny fahatezerako, ka haringako izy; fa hahatonga anao ho firenena lehibe Aho.