Exodus 32:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nifona tamin’NY TOMPO Andriamaniny i Mosesy ka niteny hoe: TOMPO ô, nahoana ny fahatezeranao no mirehitra amin’ny olonao izay noentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny hery lehibe sy ny tanana mahery?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifona tamin’i Iaveh Andriamaniny anefa i Môizy ka nanao hoe: «Nahoana ny fahatezeranao, Iaveh ô, no dia hirehitra amin’ny vahoakanao, izay navoakanao avy amin’ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe aman-tanana mahery?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niangavy ny TOMPO Andriamaniny i Mosesy mba ho tony ka nanao hoe: –TOMPO ô, nahoana no hanampatra ny fahatezeranao amin’ny vahoakanao Ianao, rehefa avy nampiasa hery lehibe sy fahefana tsy hay tohaina mba hamoaka azy hiala tany Ejipta?
Malagasy Bible 1865
Fa Mosesy nifona tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, na­hoana ny fahatezeranao no mirehitra amin'ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny hery lehibe sy ny tanana mahery?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nifona tamin’NY TOMPO Andriamaniny i Mosesy ka niteny hoe: TOMPO ô, nahoana ny fahatezeranao no mirehitra amin’ny olonao izay noentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny hery lehibe sy ny tanana mahery?
malagasy